Teny iditra (1/4) | 1 dona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a shock, a blow, a knock |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] coup, choc |
Ohatra |
6 dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [2.472] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 dondona |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 20 dona |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3#114] terme de jeu au domino: passe |
Voambolana |
24 Kilalao |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 26 dona |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.19] [Tankarana]
anguille. Cf. tòna. |
Voambolana |
29 Haibiby: trondro |
Teny iditra (4/4) | 30 dona |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.1] Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina |
Voambolana |
33 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Tsipelina hafa | 34 tona |
Fivaditsoratra | 35 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |