Teny iditra | manapoka (poka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandona: Nanapoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Choquer, heurter, frapper [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mamoka | ||||||||
Fivaditsoratra | anakampo, manapoka, mpanakoa, mpanoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |