Teny iditra omby tsy fotsy ra
Singan-teny omby ; tsy ; fotsy ; ra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rehefa mety ho omby atao lofo raha misy maty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [tsy, not, fotsy, white, ra, blood.] a small bullock given as a present to be killed on an occasion of assembling for mourning. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19