Teny iditra omby tapy soratra
Singan-teny omby ; tapy ; soratra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ombin' andriana izay ny ilany mipentimpentina, ny ilany kosa madiodio natao ho anjaran' ny mpiandry azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19