Teny iditra | omby maranitra | |
Singan-teny | omby ; maranitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Omby nohetezana mitsokotsoko ny sofiny Ombin' andriana taloha izay noranitina ny sofiny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The sovereign's oxen, whose ears are made pointed. [1.2] | |
Tovy hevitra | omby voarani-tsofina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |