Teny iditra ny ratsy tsy kely lalana
Singan-teny ratsy ; tsy ; kely ; lalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa mikaro-kevitra hifetsena sy hanambakana mandrakariva ny ratsy saina noho izy tsy mba voasakantsakan' ny tahotra ny hanao ratsy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12