Teny iditra |
na dia ... aza
|
Singan-teny | na ; dia ; aza |
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Even, though, although [1.2]
|
| Although [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4]
|
| Même si, quand même [1.8]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|