Teny iditra moron-tsiraka
Singan-teny morona ; tsiraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany an-tsisin-dranomasina [1.1]
 [ morontsiraka ] Sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bord de la mer [1.3]
 [ morontsiraka ] Côte littorale [1.13]
Ohatra 
1Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499]
2Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471]
Voambolana 
Tovy hevitra moron-dranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23