Teny iditra morona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The border, the brink, the edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le bord [1.8]
 Bord, côte, rivage [1.196]
Ohatra 
1Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442]
2Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499]
3Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra morona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly, Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [1.196]
Anarana siantifika Sorghum roxburghii
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22