Teny iditra mitahiry an-karon-doa-body
Singan-teny mitahiry ; haron-doa-body
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20