Teny iditra |
mitafa
(tafa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To converse, to chat [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Causer, jaser, babiller pour passer le temps [1.3]
|
Ohatra | veloma ka finareta Razandry tiava vady miresaha amin-kavana kanefa raha mitafa izaho ihany no ataovy am-bentin-teny
[2.131]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitafa |
Ny lasa : |
nitafa |
Ny hoavy : |
hitafa |
Filaza mandidy : |
mitafà |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mitafà
(tafa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitafa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|