Teny iditra |
minisitera > ministera
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [ minisitera ] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sampan-draharaha ambony ao amin' ny fito [...] [tohiny 1.66]
|
Fanazavàna teny anglisy | A government department or ministry [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Un ministère du gouvernement [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tamin' izany, dia nisy Ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina.
[2.113]
|
2 | Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny Ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa.
[4.27]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Frantsay: ministère.
|
Mpanahaka |
minisitra |
|