Teny iditra minisitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana [1.1]
Ohatra 
1Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra. [2.606]
2Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny Minisitra. [2.114]
3Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. [2.445]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: ministre.
Mpanahaka  ministera

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31