Teny iditra |
milanja
(lanja)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana [1.1]
|
| [Bara]
Mitondra sigan'entana [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | To carry a weight on the shoulder. Compare takona
[1.2]
|
| To carry on the shoulder [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Porter sur les épaules [1.8]
|
Ohatra |
1 | Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja;
[2.649]
|
2 | Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg.
[2.424]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
milanja |
Ny lasa : |
nilanja |
Ny hoavy : |
hilanja |
Filaza mandidy : |
milanjà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
milanjà
(lanja)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanja
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|