Teny iditra | mifanantera (antitra) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanantitra | |
Ohatra | Hianao no tain'akoho be mitomoetra ka hady be ambanin'ny ahitra mifanantera amin'ny manam-pahefana vaky lafika ny faladianao.
[2.131] | |
Fivaditsoratra | maninefatra, mifanantera |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |