Entrée | miandry vava latsaka (andry, vava, latsaka) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [Rajemisa 1985] | |
Synonymes | miandry kendry tohina | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |