Teny iditra mazava ratsy
Singan-teny mazava ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilay maraina manaraka ny mangoana atsinanana sy ny mangiran-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Daybreak [1.3, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay à la première lumière de l'aube [1.3]
 Aurore [1.8]
Ohatra Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16