Teny iditra |
masonkarena
(maso, hary)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
|
| Fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | The cost price; capital used in business [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
|
| Prix de revient [1.13]
|
Voambolana |
Ohabolana |
|