Teny iditra | masaisay (saisay) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina Maraorao, masaosao Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta [1.1] | |
Tsy malama [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Rêche [1.13] | |
Ohatra | Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany.
[2.470] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |