Teny iditra masaosao (saosao)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy malama fa marokoroko: Masaosao ny vatovary raha safoina
Mitovy hevitra: maraorao ~ marokoroko ~ masaisay [1.1]
Tovy hevitra maraorao ~ marokoroko ~ masaisay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20