Teny iditra | mariaka (riaka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Falifaly lalandava amin' ny fifandraisana aman' olona [1.1] | |
Tovy hevitra | mariadriaka ~ sariaka | |
Fivaditsoratra | amarika, mariaka, miakara, miaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |