Teny iditra | mariadriaka (riadriaka (riaka)) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Falifaly lalandava amin' ny fifandraisana aman' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Joyeux, gai, riant [1.3] | |
Tovy hevitra | mariaka ~ sariaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |