Teny iditra riaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano avy amin' ny ranonorana mikoriana amin' ny tatatra: Nentin' ny riaka ny satrony ka tsy tratra intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Small streams of water running here and there after rains and running into rivers; the little streams of water after a wave [1.2]
 Small streams of water after rain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'eau de pluie qui forme torrent, torrent d'eau [1.3]
 Ruissellement des eaux de pluie [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana 

Teny iditra riaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Ranomasina [1.78]
 Rano be; ranomasina: Anivon' ny riaka no anarana niantsoana fahizay ny tanintsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sea [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay La mer [1.3, 1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra riaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Habetsahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui est en grand nombre, comme une couvée de poussins, un troupeau [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18