Teny iditra manorata (soratra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoratra [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Write [1.26]
Ohatra 
1Manorata haingana any ise, ry Fatakamana. [2.499]
2Manorata taratasy fa izaho no haka azy any. [2.643]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/13