Teny iditra |
manindrahindra
(hindrahindra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To toss a child playfully; to make light of a person [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Balloter, balancer, faire sauter entre les bras [1.3]
|
| Balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [1.8]
|
Ohatra |
1 | aty aminareo fararanom-bahiny any aminay fararanom-bahoaka aty aminareo trano be tsy omby roa any aminay lapa lehibe tia maro mitaiza zaza be lelo ka samy manindrahindra ny azy
[2.131]
|
2 | Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia
[4.27]
|
3 | Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany
[2.895]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manindrahindra |
Ny lasa : |
nanindrahindra |
Ny hoavy : |
hanindrahindra |
Filaza mandidy : |
manindrahindrà |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
manindrahindrà
(hindrahindra)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrahindra
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
|