Teny iditra |
maneno akoho
(neno, akoho)
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Teny fotony | maneno,
akoho |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana fotoana maraimbe (toy izany koa ireto manaraka ireto: maneno akoho tokana, maneno sahona) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Cock crow in the morning [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Au chant du coq le matin [1.8]
|
| Au chant du coq : la nuit est aux deux tiers. [2.415]
|
Voambolana |
Ohatra |
1 | Vao maneno akoho no lasa izy
[1.1]
|
2 | Naneno akoho voalohany tamin' izay.
[2.470]
|
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|