Teny iditra |
mandry ilalana
|
Singan-teny | mandry ; ilalana |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [ mandry lalana ] Tsy vita mitampody ny dia ka tafandry amin' izay aleha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To go to a place and sleep there or somewhere on the road before returning. [1.2]
|
| To sleep overnight on a journey [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coucher en voyage [1.3, 1.8]
|
| [ mandry lalana ] Distance pour laquelle on couche en route avant d' arriver au terme [2.415]
|
| Passer la nuit au cours d'un voyage [1.8]
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
|