|
|
|
|

Teny iditra1  mandry (andry)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý
4  Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry
5  Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo
6  ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc. [1.2]
8  to lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  être couché, se coucher; être figé, caillé [1.8]
Ohatra  10  Maty, hataoko tsy mandry am-pasandrazany. [2.528#]
11  Io mirahavavy, izay hodianay mivady mandry; [2.69#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny mandry io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28