Teny iditra mandefona (lefona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatsatoka lefona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To spear [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sagayer [1.8]
Ohatra 
1mandefona ny foko hatramin' ny hira mahafinaritra sy ma-miko lahy! [2.499]
2Fanaon'io zanany io hono ny mampilalao ny olona " manao kivoaivoay " ka mahafinaritra azy ny mandefona ny olona ao anaty rano! [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandefona
Ny lasa : nandefona
Ny hoavy : handefona
Filaza mandidy : mandefòna
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mandefòna (lefona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandefona [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04