Teny iditra |
manaram-po
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao danin' ny kibo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To indulge in anything to one's entire satisfaction. Used with a good meaning as well as a bad one. [1.2]
|
| To indulge to one's full satisfaction [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Suivre ses goûts, se satisfaire [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ary tsy mahagaga raha feno olona mirombaka sy manarampo amin' ny ratsy ary manitsakitsaka ny namany ny taninfsika ankehitriny.
[1.317]
|
2 | Fa mividy kosa aho, raha tondraka ny entana ka vitsy ny mpila, satria mitambotsotra ny vidiny ary mahazo manarampo mifidy ny tsara aho, satria vitsy ny mpividy.
[2.5]
|
|
Teny fotony | manarana,
fo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|