Teny iditra manao kenda be
Singan-teny manao ; kenda ; be
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiteny avy amin' ny famonoana omby, ka ny heviny dia hoe: misavika ny omby eny am-bozony ka ohatra ny manenda azy [1.1]
Mpanahaka  manao kenda roroka

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/15