Teny iditra manao am-batonikaky
Singan-teny manao ; ambatonikaky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandraikitra zavatra indray mandeha, ka tsy azo ovana intsony io; mihenahena amin' ny teny natao, toy ny mpivarotra tsy azo iadiam-barotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20