|
|
|
|

Teny iditra1  Ikaky
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  3  Teny fanajana
4  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  5  Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny
6  Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] [1.2]
8  father (a respectful term) cf. dada, ray [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants [1.3]
10  père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8]
Ohatra  11  Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky. [2.528]
12  Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285]
13  ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606]
Tovy hevitra  14  aba, ada, baba, dada, ray
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny Ikaky io
Tsanganana sy sary iray takila  17  Fitanisana

Fivaditsoratra  18  akiky, Ikaky, kaiky, kiaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28