Entrée manangona (angona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
¶ Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
¶ Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
Explications en anglais to collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
Explications en français rassembler, accumuler [1.13]
Morphologie 
manangona
nanangona
hanangona
manangòna
Exemples Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470]
Proverbes 

Entrée manangòna (angona)
Partie du discours impératif du verbe actif manangona [liste complète]

Entrée manangona
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Sakoanala villosa

Anagrammes manongana, manangano

Mis à jour le 2023/01/20