Teny iditra manandra (tandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manongotra amin' ny tandra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandra
Ny lasa : nanandra
Ny hoavy : hanandra
Filaza mandidy : manandrà

Teny iditra manandrà (tandra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra manandra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Midio, manohitra ny ratsy vita [1.78]

Teny iditra manandra (tandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Manome [1.78]
 Manao fanomezana ho an' ny zaza iray mbola tsy teraka na zaza marary mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]

Teny iditra Manandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Rivière de la préfecture de Tamatave [1.11]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31