Teny iditra tandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. [1.1]
 Fitaovana fitsongoana na fitazonana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pince [1.13]
Ohatra ny rantsan-tànany atao tandra; [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra tandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny [1.78]
  [Betsimisaraka] Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana [1.1]

Teny iditra tandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy [1.78]
  [Sakalava] Tolotra omena ny zanaka na ny zafy [1.1]
 Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Don, offrande [1.196]
Sampanteny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra tandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Petite somme symbolique qu'on verse à l' ombiasy. Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie. [1.196]
Kamban-teny 

Teny iditra tandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16