Teny iditra mamolona (folona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mambory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cut off the tail or some other member. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Couper ras [1.3]
 Rabattre, recéper, tailler « en tête de saule » [1.196]
Ohatra Ka ny sabany ihany kosa no ataovy mamolona ny avonavon' izany lehilahy izany. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamolona
Ny lasa : namolona
Ny hoavy : hamolona
Filaza mandidy : mamolòna

Teny iditra mamona (folona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamolona [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20