Teny iditra mambilabila (bilabila (bila))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hahabilabila, izany hoe miolana na mivilana na somary mivadika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambilabila
Ny lasa : nambilabila
Ny hoavy : hambilabila
Filaza mandidy : mambilabilà

Teny iditra mambilabilà (bilabila (bila))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambilabila [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20