Teny iditra | bilabila (bila) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr' olona iray bingo mihazakazaka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Irregularity, crookedness, tortuousness [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (duplicatif fréquentatif, plus usité) [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |