Teny iditra malama vava
Singan-teny malama ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany [1.1]
Ohatra Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [2.606]
Tovy hevitra fihara-bava

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16