Entrée main-tany (maina, tany)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina
  [SLP 1986] fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana
Explications en français  [SLP 1986] saison sèche
Vocabulaire 
Synonymes asotry ~ ririnina

Mis à jour le 2020/07/31