Teny iditra maimbo vava
Singan-teny maimbo ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona misy fofon' aina maimbo noho ny aretina na ny tsy fahavarana manadio ny aty vava -- ny olona mpiteny maloto dia lazaina fa maimbo vava koa [1.1]
Voambolana 

Teny iditra maimbovava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de maimbo : qui sent, et vava : la bouche, allusion aux fruits comestibles). Leea guineensis var. cuspidifera (Baker) Desc. (Vitaceae). Cette variété diffère surtout de la var. guineensis par la pubescence régulière de ses rameaux et des rachis des feuilles. Elle est répandue dans les forêts caducifoliées, sur les collines sableuses et calcaires. Fruit comestible, souvent recherché par les gardiens de boeufs. [1.196]
Anarana siantifika Leea guineensis var. cuspidifera
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01