Teny iditra mahahery (hery)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany; [2.996]
2Telo no lopy : ny anankiray lopin-dandy, ny anankiray lopy tsy mahahery, ary ny anankiray trano fandrian-dopy. [2.69]
3lanareo avy amin'ny nosy lehibe kokoa noho ity nanirahany anareo, fa mihoatra noho ny anareo amin'izay zavatra mahalehibe ny tany sy mahahery azy. [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahahery
Ny lasa : nahahery
Ny hoavy : hahahery
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12