Teny iditra lohahevitra
Singan-teny loha ; hevitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny ventin-teny halahatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A point in discussion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'essentiel de la discussion, le thème [1.8]
Ohatra 
1Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra. [1.368]
2Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. [2.285]
3Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. [1.369]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25