Entrée lentika
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sitrika, tsy fisehoana, fidifian' ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra
¶ Fahelan' ny olona irahina any amin' ny nanirahana azy, fihitsohana lalina. [1.1]
Explications en français submergé, plongé, enfoncé dans, disparu sous l'horizon
¶ enfoncé dans le mal, dans les embarras [1.3]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31