Entrée fandentehana (lentika)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanatsatohana: Fandentehana fantsika
¶ Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan' ny onja ny lakana
¶ Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan' ny mpitsara azy izay
Explications en français  [SLP 1986] fixation

Mis à jour le 2020/07/31