Teny iditra lazao (laza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lazaina [fitanisana]
Ohatra 
1Aza fady, lazao kely azy fa te-hiresaka aminy aho (Dites-lui, s'il vous plaît, que je désire lui parler) [2.430]
2Lazao azy fa tsy alefako. [2.472]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31