Teny iditra lamba akotifahana
Singan-teny lamba ; akotifahana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lamba natao amin' ny landikely ka vita tenona mihitsy ny sorany [1.1, 2.436]
Tovy hevitra lamba landy ~ lamba landihazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12