Teny iditra | akoty | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-damba naiditry ny Arabo. Nanaovana ny anaran-damba atao hoe akotifahana [1.10] | ||
Jereo akotifahana [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The name of a kind of cloth imported by the Arabs. [Ar. al-ketten, or al-qotn.] [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Coutil, tissus en soie du pays avec dessins [1.3] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Tovy hevitra | akotifahana | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Arabo: al-ketten, al-qotn. | ||
Fivaditsoratra | akoty, atoky, kitoa, otaky, otika, taiko, takio, taoky, toaky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |