Teny iditra | lalam-paritra | |
Singan-teny | lalana ; faritra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalana fifamoivoizana salasalany iadidian' ny Fivondronana [1.64] | |
Fanazavàna teny frantsay | Route provinciale [1.64] | |
Voambolana | Fitaterana | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/17 |